Entry mamaotse
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Mamitaka, manambaka: Ny soken-telo hoe ko ny olo telo izay mitadia mesa ro ta-hamaotse ny namane (Ny sokina telo ary ny olona telo ka izay mila antsy no te-hanambaka ny namany) [1.78]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31