Entry mamandraka (fandraka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandoaka amin' ny fandraka, mampiasa fandraka: Tsy mahay mamandraka akory ise izany
¶ Mandresy lahatra
¶ Mamita, mahatontosa [Rajemisa 1985]
English definition to chisel, to mortice. [Richardson 1885]
 to chisel [Hallanger 1973]
French definition ciseler, buriner [Hallanger 1974]
Morphology 
mamandraka
namandraka
hamandraka
mamandraha

Updated on 2011/07/18