Entry (1/3) | 1 mamahana |
Root | 2 fahana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manome hanina, mampihinana: Mbola mamahana ny soavaliny i dada ~ Mamahana ny zanany ny vorona Manisy fahana: Mamaham-basy Manodina ny vimiainan' ny famantaranandro mba hahafahany mandeha maharitra: Mamahana famantaranandro Mampiditra ny kofehy mitsivalana amin' ny lamba tenomina: Efa namahana ny tenona ve izao i Nenibe? |
Explanations in English |
5 [1.2] to feed, to tend, to treat hospitably, to make a present to strangers, to weave, or pass the shuttle through the warp; to wind up a spring; to load a gun, etc. 6 [1.7] to offer a gift of food, to feed; to load a gun; to wind a clock |
Explanations in French |
7 [1.3] offrir un cadeau en vivres à un étranger, donner un repas, servir à table, nourrir, donner à manger, donner la nourriture aux animaux, charger une arme, monter une montre, mettre une trame: Mamahana ny havako aho anio (Je donne un repas aujourd'hui à mes parents) ~ Mamahana antsika Andriamanitra (Dieu nous nourrit) ~ Ny voro-manidina mamahana ny zanany (Les oiseaux donnent à manger à leurs petits) 8 [1.8] fournir la nourriture; donner à manger, nourrir; charger un fusil; remonter une horloge |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 18 mamahana |
Root | 19 fahana |
Part of speech | 20 active verb |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] Mifikitra, mamikitra, misaringotra amin' ny zavatra iray mba tsy hianjera: Saiky nianjera tany an-tevana aho raha tsy namahana tamin' ny vody hazo iray Manao ditra tsy handeha, mitokona: Namahana teo am-baravarana izy ka tsy nandeha raha tsy norahonana |
Explanations in English |
22 [1.2] to hold fast to something, as a balustrade or cord; to place the feet firmly on the ground in supporting anything or resisting any one, or as a cat pulled by the tail clings to the ground with its claws; to rest upon something or some one, as in resting confidently on God; to detain, to prevent from going or being drawn away; to hold to what belongs to another. |
Morphology |
|
Analogs | 27 mamahatra, mitokona, mihenahena, mitokozihitra |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 29 mamahàna |
Root | 30 fahana |
Part of speech | 31 imperative of active verb mamahana [Full list] |
Anagrams | 32 amahanam, mahanama, mamahana, mamahàna |
Updated on 2023/09/13 |