Entry malia (lia)
Part of speech adjective
Malagasy definition Mora tapaka na vaky: Volotara malia
Mitovy hevitra: makiana. ~ marefo [Rajemisa 1985]
Compound words, titles, names 

Entry malia (lia)
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Bara, Taisaka] matahotra [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] kanosa, saro-tahotra, kabaosy [Rakotosaona 1975]

Entry malia
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Taisaka] kamo [Rakotosaona 1975]

2013/03/08