Entry malazo (lazo)
Part of speech adjective
Malagasy definition Maina, matroka, tsy manana ny fihiratany intsony [Rajemisa 1985]
French definition fané, flétri [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 maigre, sec, maladif [Abinal 1888]
Morphology 
malazo
nalazo
halazo
Compound words, titles, names 
Examples Nalazo ilay voninkazo fa tsy nasianao rano ny vazy [Rajemisa 1985]
Quotes 

2014/08/13