Entry malaso
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana iantsoan' ny any atsimo ny dahalo [1.1]
 Dahalo, olon-dratsy [2.285]
Explanations in French Bandit de grands chemins [4.14]
Examples Mba mety ho vitany ihany ve ny handresy ireny andiana malaso tsara rindra ireny ka hamerina indray ny fandriampahalemana any amin' iny faritra iny manontolo? [4.27]
Vocabulary 
Synonyms dahalo

Anagrams 

Updated on 2021/12/04