Entry malamalama (lamalama (lama))
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy misy marokoroko na maraorao; malambolambo: Malamalama ny lohan' ity zaza itỳ [1.1]
Examples 
1Vato fohifohy malamalama izay no teo. [1.437]
2manify dia manify izy io ary efa niasa ela teto ka nanjary malamalama. [2.436]

Updated on 2023/04/09