|
|
|
|

Entry1  malala-tsaina
Part of speech  2  locution
Examples  3  Nifanohitra be ihany teo ny Grika malala-tsaina nitady fandrosoana sy ny vahoaka tatsinanana nitana mafy ny fankatoavana ilay andriamani-bavy. [1.38]
Elementary words  4  malalaka, saina

Updated on 2024/01/11