Entry (1/3) | 1 malaholaho |
Root | 2 laholaho |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manan-tsiro masiatsiaka: Tsy tiako ity divay ity fa malaholaho izany |
Synonyms | 5 malaho |
Entry (2/3) | 6 malaholaho |
Root | 7 laholaho |
Part of speech | 8 adjective |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Enti-milaza olona madinika mason-koditra, malefaka toy ny volon' akondro |
Explanations in French |
10 [1.3] qui a la peau fine, veloutée et luisante; qui a le teint fin et luisant avec une couleur jaunâtre ou olivâtre |
Entry (3/3) | 11 malaholaho |
Root | 12 laholaho |
Part of speech | 13 adjective |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Reraka dia reraka efa ambavahoana |
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |