Entry maka fanahy (aka, ahy)
Part of speech expression
Malagasy definition manao izay hanangolena, hitaomana hanao zavatra iray, mitaona hanao ratsy [Rajemisa 1985]
English translation To tempt, to try. [Richardson 1885]
 to tempt [Hallanger 1973]
French translation tenter [Hallanger 1974]

Updated on 2020/07/31