Entry maitso lafika (maitso, lafika)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza ny zaza fatra-panditsaka am-pandriana ka zary maitso hatrany amin' ny lafi-pandriana; ilazana ny ankizy mpivoaka am-pandriana (noho ny lafika na kidoro andriany tonga maitso fa lena lava) [Rajemisa 1985]

2011/03/20