Entry maintsy
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Angamba, tokony ho: Maintsy vitany izany ilay raharaha nampanaoviko azy; fa ny mazàna ampiasana ny "maintsy" dia ialohan' ny "tsy" ka teny entina manery, mandidy izy amin' izay: Tsy maintsy mianatra ianao fa ela loatra izay nipetrapetrahanao izay. (Marihina fa aorian' ny tsy maintsy, dia samy azo ampiasaina na ny milaza ny ankehitriny na ny milaza ny ho avy arakaraka ny hevitry ny fehezanteny fa tsy tahaka ny azo na ny tokony: Tsy maintsy mandeha aho izao ~ Tsy maintsy handeha aho rahampitso [1.1]
Compound words 

Entry main-tsy (maina, tsy)
Part of speech locution
Examples Ny olombelona tsy main-tsy lena (Les hommes ne sont ni vraiment bons ni tout-à-fait mauvais) [2.165]

Anagrams 

Updated on 2023/08/11