Entry | 1 maintisina |
Root | 2 mainty |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Atao tonga mainty, lokoana mainty: Maintisiny amin' ny fanafody ny volony |
Explanations in English |
5 [1.7] to be blackened |
Explanations in French |
6 [1.3#419, 1.8] qu'on noircit 7 [1.3#419] qu'on teint en noir |
Examples |
8 fa ny singam-bolo-fotsy iray, tsy azon' olom-belona maintisina; [2.59#60] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 maintisina, mianian-tsy, namitsiany, natsiminay |
Updated on 2023/01/20 |