Entry main-kandriña
Part of speech locution
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Tsy mahalala menatra, tsy vaky atatra: Kilonga ko miadiady foana dia tsa main-kandrina lehe i Rakamisy ioio (Ankizy ka miadiady foana dia tsy mahalala menatra raha i Rakamisy io) [1.78]

Updated on 2020/07/31