Entry mai-molotra
Elementary words maina ; molotra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Kivy fa diso fanantenana na lampan' ny hanoanana [1.1]
Examples Nony efa tsy nahafanta-tra, dia nisafo loha, sady maimolotra foana teo no niteny tsilemilemy hoe : "Tsy fantatro velively, tompoko!" [2.69]

Updated on 2023/10/29