|
|
|
|

Entry1  maimbo ra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Ilazana ny fahatezerana mihoapampana sy fitadiavana hamaly faty; tezitra na vinitra mafy hamaly faty (nalaina tamin' ny omby vonoina izay tezitra misafoaka noho ny fandrenesany ny fofon' ny rany efa manorika) [1.1]
Elementary words  4  maimbo, ra

Anagrams  5  maimbo ra, mamboria

Updated on 2023/01/01