Entry maimaim-poana
Elementary words maimaina ; foana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy vidina, tsy andoavam-bola, tsy misy takalony na vidiny fa atao fotsiny amin' izao: Omeko anao maimaim-poana iny boky iny [1.1]
Explanations in English Given freely, for free [1.7]
Explanations in French Gratuit, donné pour rien [1.8]
Examples 
1Tsy hamela ahy maimaimpoana ny feon' ny fieritreretana! [2.499]
2Mandamina fanabeazam-bahoaka maimaimpoana sy takatry ny rehetra hidirana ny Fanjakana. [1.320]
3ny voninahitra na dia ny kely indrindra aza, aza omena maimaimpoana, fa ataovy valim-pitian' ny fahazotoana sy ny fahendrena; [2.285]
Illustrations 

Updated on 2023/05/15