Entry mailamailaka (mailaka)
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French translation [duplicatif fréquentatif] [Abinal 1888]
Derivations 
Examples 
1Mailamailaka ery izy: lehilahy mody tokoa no mamindra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 8]
2Maharitra moa ny fandroany eo fa manao tahaka ny fandroan' ny gana izy, mailamailaka ery rehefa miala eo mba tsy ho tratran' ny olona amin' ity lohany fito. [Razafiarivony: Harivolana, page 174]

Updated on 2020/07/31