Entry mahina
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Nanao ratsy ka matahotahotra sao fantatra: Mahina angamba Rakoto tamin' ilay lainga nataony ka midifidify foana ny adala rehefa mifanena amiko
Mitovy hevitra: kaodikaody ~ maodimaody ~ matahotahotra ~ miahiahy [Rajemisa 1985]
English definition   full of anxious thoughts. [Richardson 1885]
French definition   anxieux, soucieux, soupçonneux, qui est dans l'angoisse [Abinal 1888]
Derivations  

Entry mahiña
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bara] mosary [Rakotosaona 1972]

Updated on 2013/11/06