Entry | 1 mahery setra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy | 3 mampiseho hasiahana, hetraketraka sy hery; mitrevatreva sy henjankenjana amin' izay atao rehetra [1.1] |
Explanations in English | 4 unkind, overbearing, brutal [1.7] |
Explanations in French | 5 brutal, arrogant [1.8] |
Elementary words | 6 mahery, setra |
Updated on 2023/01/01 |