|
|
|
|

Entry1  mahery an-joro
Elementary words  2  mahery, zoro
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ilazana ny akoho mamono ny namany ao am-pisoko, nefa nony any ivelany kanosa mandositra ny akoho hafa
5  Olona mikitakita sy ratsy fitondra ny ao an-trano, nefa tsy mahasehaka firy amin' ny any ivelany [1.1]

Updated on 2024/08/13