Entry mahazatra (zatra)
Part of speech active verb
English definition to make accustomed to ; to be familiar from use or acquaitance [Hallanger 1973]
French definition être capable d'habituer ; dont on a l'habitude [Hallanger 1974]
Morphology 
mahazatra
nahazatra
hahazatra
Compound words, titles, names 
Examples 
1Ny any Itasy no mahazatra anay. [Rabemolaly: Fary, page 137]
2Ketsa saritaka no mahazatra ny olona any aminay; [FOFAFIPE: Haivola, page 88]
3Malagasy izy io saingy tsy mba mpividy mahazatra. [Andraina: Mitaraina, page 32]
Quotes 

2017/11/06