Entry mahavoatery (voatery (tery))
Part of speech adjective
Examples Ry zareo tompon-tany eo, raha misy anton-javatra mahavoatery azy hiakarana eny fa hanao lanonana, noho ny antony momba an-dRa-zana, dia efa, avy hatrany tafatsabaka amina fiainana fehezin-dalàna henjana tokoa. [2.245]
Morphology 
Present : mahavoatery
Past : nahavoatery
Future : hahavoatery

Updated on 2023/01/20