Entry mahavoasazy (voasazy (sazy))
Part of speech adjective
Examples 
1Mahavoasazy ny manao izany. [2.117]
2Tsy misy olona azo sazina raha tsy araka ny lalàna navoaka hanan-kery alohan' ny nanaovana ilay fihetsika mahavoasazy. [1.320]
3Samia hendry tsara mandra-pahatongan' io andro io, satria raha misy tsy hendry, dia sady voasazy tsy man-kany, no mahavoasazy koa ny sisa rehetra, tsy misy afaka handeha. [2.332]
Morphology 
Present : mahavoasazy
Past : nahavoasazy
Future : hahavoasazy

Updated on 2023/01/20