Entry |
mahavita
(vita)
|
Part of speech | active verb or adjective
|
Explanations in Malagasy | Afaka manaro zavatra na ara-tsaina na ara-batana [1.13]
|
Explanations in English | To complete, to finish; to be sufficient [1.7]
|
Explanations in French | Faire, fabriquer, pouvoir finir, pouvoir achever, mener à bonne fin, suffire pour [1.3]
|
| Pouvoir finir; mener à bonne fin [1.8]
|
| Capable [1.13]
|
Examples |
1 | Ny manamboninahitra tsy mahavita marika.
[2.59]
|
2 | Zavatra telo misy rano mafana no mahavita azy.
[2.366]
|
3 | Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
mahavita |
Past : |
nahavita |
Future : |
hahavita |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|