|
|
|
|

Entry1  mahatsikaritra
Root  2  tsikaritra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Sendra mahita, mahatsipalotra: Nahatsikaritra andRasoa aho tany an-tsena
Explanations in English  5  [1.7] to perceive at a rapid glance
Explanations in French  6  [1.8] apercevoir instantanément
Examples  7  Ny Menamaso alefan-dRakoto koa matetika hitsikilo ny fampinomana, ka nony mahatsikaritra ireny ny mpampinona, dia nikendry tsara tsy hahafaty olona. [1.437#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :

Updated on 2023/01/20