Entry mahatazana (tazana)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [1.1]
Examples 
1Mahiratra tokoa ny mason' ny voltora ka mahatazana lavitra: [1.38]
2Nitsidika teo am-baravarankely izy, ka nahatazana ny kintana mamirapiratra teny amin'ny lanitra tsy nisy rahona. [2.324]
Morphology 
Present : mahatazana
Past : nahatazana
Future : hahatazana
Proverbs 

Updated on 2023/01/20