Entry | 1 mahasambatra |
Root | 2 sambatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in English |
4 [1.7] to make blessed or happy |
Explanations in French |
5 [1.8] qui rend heureux |
Examples |
6 Tsy misy mahasambatra hoatra ny mahay mamela heloka! [2.499#] 7 mahasambatra tsara ny eto, hoy ny Ntaolo, saingy raha mitatao lanitra dia tsy maintsy lena indraindray; [2.245#] |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word mahasambatra |
Updated on 2023/03/02 |