Entry | maha-olona | ||
Elementary words | maha~ ; olona | ||
Part of speech | locution | ||
Explanations in Malagasy | Manome toetran'olona: Ny fanahy no maha-olona [1.1] | ||
Fitambaran'ny toetra sy ny fihetsika ary ny hevitra izay mamaritra ny maha-izy ny olona iray araka ny sehatra misy azy [1.13] | |||
Explanations in French | Personnalité [1.13] | ||
Vocabulary | Philosophy | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/11/20 |