|
|
|
|

Entry1  mahalasa
Root  2  lasa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (Milaza ny "lasa mandrakariva": nahalasa) Nividy, tonga tompony: Ranaivo no nahalasa ny tranonay tao Ankazotokana
Mety tonga: Mahalasa lavitra ny antsamotady
Explanations in English  5  [1.2] to take
6  [1.7] to carry away; to travel a certain distance; to accomplish, to succeed
Explanations in French  7  [1.8] emporter; voyager une certaine distance; accomplir; réussir
Examples  8  mahalasa vinany io radiò io, hoy Ineny, niteny moramora. [2.332#]
9  Zava-kanto mahalasa fisainana any amin' ny tanin' ny nofy! [2.643#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word mahalasa

Updated on 2023/08/11