Entry mahalanjalanja (lanjalanja (lanja))
Part of speech adjective
Examples te-hiseho ho tsy mpinompino foana na vonto, sady ny loha tsy dia mbola mahalanjalanja loatra tamin'izany dia feno ny soratr'ireo mpilaza tena ho tsy miandevo saina sy ny an'ireo tsy mpino afa-tsy ny mety hotsaroan'ny faritra mpandray dimy teo amin'ny tenan'ny olombelona. [2.1011]
Morphology 
Present : mahalanjalanja
Past : nahalanjalanja
Future : hahalanjalanja

Updated on 2023/01/20