Entry mahalala fomba (lala, fomba)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy mahafantatra ka manaraka ny fitsipiky ny fifanajana eo amin' ny fiaraha-monina. [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31