Entry mahafantatra (fantatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahay: Mahagaga fa tsy mahafantatra izay lazain' ny olona azy intsony izy
¶ Mahalala: Tsy mahafantatra anao aho
¶ Mahazo: Mahafantatra ny baiko omena azy ny alikanay [Rajemisa 1985]
Explanations in English to know, to recognize, etc. [Richardson 1885]
 to know [Hallanger 1973]
Explanations in French connaître, savoir [Hallanger 1974]
Morphology 
mahafantatra
nahafantatra
hahafantatra
mahafantara
Quotes 

Updated on 2020/07/31