Entry mahafaly (faly)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mahatonga ho faly, tsara: Vaovao mahafaly [Rajemisa 1985]
English definition to make happy [Hallanger 1973]
French definition réjouir [Hallanger 1974]
Morphology 
mahafaly
nahafaly
hahafaly
Examples 
1mahafaly ny fonareo. [Rajemisa: Fiteny 4, page 95]
2Samy mirana raha nisy teny mahafaly. [Rabary: Daty, page 1090]
Quotes 

Entry mahafaly
Part of speech noun
French definition  [Mahafaly] (du préfixe maha : qui peut, et faly, ici mis pour fady : interdit, tabou, donc « qui peut frapper d'interdit, rendre tabou »). Secamone uniflora Decne (Apocynaceae). Liane assez commune autour de la baie de St Augustin, sur les dunes. Les Mahafaly en font un symbole de leur ethnie. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Secamone uniflora

Entry Mahafaly
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Malagasy definition Anaram-poko kely monina amin' ny tany be sokay sy fasika, anelanelan' ny ony Onilahy sy Menarandra, amin' ny faritra atsimo andrefan' ny Nosy, fantatra indrindra amin' ireo fasany voaravaky ny aloalo, tanàn-dehibe: Betioky, Ampanihy [Rajemisa 1985]
French definition nom d'une population du sud de Madagasca [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 
Tables and plates Dialectal words
Examples Nanafika an' i Fiherenana ny Mahafaly. [Randriamamonjy: Tantara, page 86]

2019/08/17