Entry mahafadiranovana (fadiranovana (faditra, ovana))
Part of speech adjective
Examples 
1Ary izay marary tsaroako izay, miampy ny fanahiana aman-tebiteby eo am-piandrasana, dia hahafadiranovana ahy isaky ny hotsindronina. [2.4]
2Aretina mamely ny tanora loatra, mahafadiranovana ny lazondazony, ary misangisangy ny antitra aza, ka tsy maintsy reseko. [2.499]
Morphology 
Present : mahafadiranovana
Past : nahafadiranovana
Future : hahafadiranovana

Updated on 2023/01/20