Entry | mahadala (adala) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Mahatonga adala, mampivozavoza, mampitahontahona: Mahadala ny toaka sy ny rongony, ka izany no nandraran' Andrianampoinimerina azy ireo [1.1] | |
Explanations in French | Qui rend fou, imbécile [1.3] | |
Proverbs | Proverbs containing the word mahadala | |
Updated on 2023/01/20 |