Entry mafina (mafy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao mafimafy kokoa, izany hoe afaka hahatohitra tsaratsara kokoa izay herin-javatra mety hihatra aminy na hanan-kery kokoa: Mafiso ny fefiloha [1.1]
Morphology 
Present : mafina, mafiko, mafinao, mafiny, mafintsika, mafinay, mafinareo, mafin', mafin-, mafim-, mafi-
Past : nafina, nafiko, nafinao, nafiny, nafintsika, nafinay, nafinareo, nafin', nafin-, nafim-, nafi-
Future : hafina, hafiko, hafinao, hafiny, hafintsika, hafinay, hafinareo, hafin', hafin-, hafim-, hafi-
Imperative : mafiso
Synonyms hamafina ~ hamafisina

Anagrams 

Updated on 2023/01/05