|
|
|
|

Entry1  mafiaka
Root  2 fiaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Tsy misy tsirony, tsy misy ranondranony, be faikampaikany: Saika may itỳ hena itỳ ka nanjary nafiaka [1.1]

Anagrams  5 famaika, 6 famiaka, 7 mafaika, mafiaka, 8 miafaka

Updated on 2025/12/08