Entry (1/3) | 1 madio |
Root | 2 dio |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsisy loto: Aoka hadio ny tranonareo Mazava, azo itarafana: Madio mangalahala ny rano Tsy misy fangarony, tsy misy fahony: Volamena tena madio ity izany ~ Amin' ny fo madio no ilazako izany aminao Tsy misy zavatra azo aniniana: Madio ny eritreritro ka tsy raharahako izay lazainao Foana, lany daholo, mafafa: Nataon' ny tontakely nadio ny tranony |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] clean 6 [1.2] clear, pure, uncontaminated, free from guilt |
Explanations in French |
7 [1.8, 1.13] propre 8 [1.8] propre, innocent 9 [1.13] pur |
Examples |
10 Aiza no hisy lakozia madio? [2.4] 11 Maivana sy madio ny rivotra. [2.356] 12 Nisarona voaly fotsy madio i Sahondra. [1.280] |
Morphology |
|
Antonyms | 17 maloto |
Analogs | 18 tsisy pentina, azo itarafana, mangasohaso, mangarangarana, mangarahara, mangalahala, manganohano, mangatsakatsaka, mangatsohatso, manjopiaka, mangoratsaka, tsy misy loto, tsy misy fahofaho, tsy misy romoromo, tsy misy raorao, tsy arahin-katina |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Titles | 30 Rano an' ala madio mangamanga : Famakian-teny (taona fahatelo) (Razafintsalama-Rabenjamina Lucie) |
Proverbs | 31 Proverbs containing the word madio |
Entry (2/3) | 32 madio |
Part of speech | 33 noun |
Explanations in French |
34 [1.196] (merina, surtout dans l'Ankay d'après Grandidier) (de dio : ce qui est propre, net, et au sens figuré : innocent, chaste, comparer au sanscrit : dyu : clarté). Elaeocarpus alnifolius Baker (Elaeocarpaceae). L'amande des fruits est comestible (Grandidier) et peut fournir une huile très claire d'où probablement le nom. |
Vocabulary |
35 Botany |
Scientific name |
|
Entry (3/3) | 37 MAD-IO |
Part of speech | 38 noun (acronym) [Full list] |
Explanations in French |
39 [3.1] Madagascar et Îles de l'Océan Indien |
Anagrams | 40 aodim, daomy, dimao, madio, maody, miado, modia, odiam |
Updated on 2024/11/30 |