Entry madera (dera)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Teny ilazana zavatra manaitra ny maso amin' ny loko marevaka ananany na ny toerana avo misy azy: Madera erỳ izany akanjonao izany [1.1]
Explanations in English Conspicuous, prominent [1.2]
 Prominent, showy [1.7]
Explanations in French éminent, bien en vue, remarquable [1.3]
 Bien visible, agréable à voir, bien en vue [1.8]
Examples Nifangaro teny ny ranombalahy antitra, asan-tamotamo, jaky mena, volon-daoranjy madera, fo mivaivay. [2.499]
Proverbs 

Updated on 2023/01/20