Entry |
madera
(dera)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Teny ilazana zavatra manaitra ny maso amin' ny loko marevaka ananany na ny toerana avo misy azy: Madera erỳ izany akanjonao izany [1.1]
|
Explanations in English | Conspicuous, prominent [1.2]
|
| Prominent, showy [1.7]
|
Explanations in French | éminent, bien en vue, remarquable [1.3]
|
| Bien visible, agréable à voir, bien en vue [1.8]
|
Examples | Nifangaro teny ny ranombalahy antitra, asan-tamotamo, jaky mena, volon-daoranjy madera, fo mivaivay.
[2.499]
|
Proverbs |
|