Entry madama
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny iantsoana amim-panajana ny vehivavy manambady, miaraka amin' ny anarany na tsia: Tonga i Madama Rakoto ~ Lasa nivoaka i Madama, tompoko [1.1]
Origin French: madame.

Updated on 2020/07/31