|
|
|
|

Entry1  manodoka
Root  2  sodoka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mamitaka amin' ny fijerena, mahadiso hevitra, mahadiso: Tsy nanodoka ahy ny masoko
Mahavoafitaka: Nanodoka ahy ny diavolana fa andro vao amin' ny telo dia nataoko ho efa amin' ny enina
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Anagrams  8  andokoam, andomako, anodokam, mandokoa, manodoka

Updated on 2023/01/05