Entry loviana
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bara] Hadirano, tata-drano, indraindray avy lavitra be, mitondra rano hanohofana tanimbary [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31