Entry lovana (lova)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Azo na raisina avy amin' ny ray aman-dreny: Vola kely fa tany betsaka kosa no nolovany tamin' ny ray aman-dreniny / Aretina nolovany tamin' ny reniny io [1.1]
Explanations in English To be inherited [1.7]
Explanations in French Qu'on hérite; dont on hérite [1.8]
Morphology 
Present : lovana, lovako, lovanao, lovany, lovantsika, lovanay, lovanareo, lovan', lovan-, lovam-, lova-
Past : nolovana, nolovako, nolovanao, nolovany, nolovantsika, nolovanay, nolovanareo, nolovan', nolovan-, nolovam-, nolova-
Future : holovana, holovako, holovanao, holovany, holovantsika, holovanay, holovanareo, holovan', holovan-, holovam-, holova-
Imperative : lovao, lovay

Entry lovana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ireo hazo roa eo andany sy ankilan' ny vavahadim-bohitr' omby izay noloahana mifanandrify mba hidiran' ny tsivalany rehefa hidiana ny vala. (Ny olona antitra efa konka izay tsy afa-mitraka intsony rehefa mipetraka ka manjary avo noho ny lohany ny lohaliny roa dia natao hoe "midi-dovana" satria noharina amin' ny lovana ny lohaliny roa amin' izay) [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20