Entry lova
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vola na fananana navelan' ny ray aman-dreny ho an' ny zanany: Nahazo lova be izy
Toetra, aretina nafindran' ny ray aman-dreny na ny razana tamin' ny taranany: Hatsaram-panahy no hany lovany tamin' ny ray aman-dreniny. [1.1]
Explanations in English An inheritance [1.7]
Explanations in French Héritage [1.8]
Examples 
1Ireny no lova sarobidy avy amin' ny razana. [2.445]
2ny ray aman-dreny masi-mandidy amin'ny lova; [2.508]
Derivatives 
 
Compound words 
Phytonyms 
Analogs  lovabe
Proverbs 
Articles 

Anagrams 

Updated on 2023/10/07