|
|
|
|

Entry1  lotoina
Root  2  loto
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Asiana loto: Aza lotoina ny rano, rankizy
Endrikendrehina, hosoram-potaka: Nolotoiny ny raiko ka tsy manaiky aho
Zazavavy anaovana an-tery, alaina ankery, anaovana angovy: Nolotoin' ilay zazalahy ny zanaka vavin-dry zareo ato avaratra mbola tsy tonga taona
Explanations in English  5  [1.7] to be soiled
Explanations in French  6  [1.8] qu'on souille, qu'on calomnie
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  atolony, lotoina, tolonay

Updated on 2023/01/20