Entry | lotoina (loto) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Asiana loto: Aza lotoina ny rano, rankizy Endrikendrehina, hosoram-potaka: Nolotoiny ny raiko ka tsy manaiky aho Zazavavy anaovana an-tery, alaina ankery, anaovana angovy: Nolotoin' ilay zazalahy ny zanaka vavin-dry zareo ato avaratra mbola tsy tonga taona [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be soiled [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on souille, qu'on calomnie [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |