Entry loterana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Sokajin-kristianina protestanta manaraka ny foto-pampianaran' i Lotera [1.62]
Examples 
1Ny sekoly sy ny faritany loterana dia niantso na nanasa matetika ahy. [2.356]
2Notezaina tamin' ny finoana katolika sy loterana izy ireo nandritra ny fahazazany sy fahatanorany. [2.606]
Vocabulary 
Origin English: lutherian.

Updated on 2020/07/31