Entry lotaka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny toetran'ny zavatra malemy sy efa mohaka [1.1]
Explanations in French Très mou, comme les fruits trop mûrs qui se pourrissent [1.3]

Entry lotaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (teny tranainy) Nofom-boankazo [1.1]
Explanations in French  [Merina] (de lo : pourri, gâté). Nom qu'on donne aux fruits tombés à terre et qui pourrissent sur place. [1.196]
Vocabulary 

Entry lotaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Masitika fanditiana ny saron' alambika, natao tamin' ny ravim-bomanga nototoina ka nopotsipotsehina ho tonga koba, ary dia nafangaro tamin' ny lavenona na vovoka na tain' omby [1.1]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31